Ezekiela 32:1 MG1865

1 Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana faharoa ambin'ny folo tamin'ny taona faharoa ambin'ny folo dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 32

Jereo Ezekiela 32:1 amin'ny teny manodidina.