Ezekiela 32:12 MG1865

12 Ny sabatry ny mahery, izay samy masiaka indrindra amin'ny firenena, ho entiko mandavo ny vahoakanao maro be, dia horavany ny reharehan'i Egypta, ka ho fongotra ny vahoakany maro be rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 32

Jereo Ezekiela 32:12 amin'ny teny manodidina.