Ezekiela 32:18 MG1865

18 Ry zanak'olona, isaony ny vahoaka maroben'i Egypta, ary ampidino izy mbamin'ny zanakavavin'ny firenena malaza ho any ambanin'ny tany, miaraka amin'izay midina any an-davaka.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 32

Jereo Ezekiela 32:18 amin'ny teny manodidina.