Ezekiela 33:2 MG1865

2 Ry zanak'olona, mitenena amin'ny zanaky ny firenenao, ka lazao aminy hoe: Raha mahatonga sabatra amin'ny tany anankiray Aho, ary ny tompon-tany maka lehilahy anankiray ao aminy ka manendry azy ho mpitily,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:2 amin'ny teny manodidina.