Ezekiela 33:22 MG1865

22 Dia efa tonga tamiko ny tànan'i Jehovah tamin'ny omaly harivan'ny andro nahatongavan'ilay nandositra izay tonga tao amiko, ka nosokafany ny vavako mandra-pahatongan'ilay nandositra, izay tonga tao amiko nony maraina; dia efa nisokatra ny vavako, ka tsy moana intsony aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:22 amin'ny teny manodidina.