Ezekiela 33:25 MG1865

25 Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Homan-javatra misy rà sady miandrandra ny sampinareo ianareo ary mandatsa-drà, moa hahazo handova ny tany va ianareo?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:25 amin'ny teny manodidina.