28 Fa hataoko rava sy lao ny tany, ary hitsahatra ny fiavonavonan'ny heriny; ho lao ny tendrombohitry ny Isiraely, ka tsy hisy mpandia azy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33
Jereo Ezekiela 33:28 amin'ny teny manodidina.