Ezekiela 34:10 MG1865

10 Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely ny mpiandry ondry Aho, dia hampamoahiko ny amin'ny ondriko izy ka hesoriko tsy hiandry ny ondry intsony; dia tsy hamahan-tena intsony ny mpiandry ondry, fa hovonjeko eo amin'ny vavany ny ondriko mba tsy ho azony hohanina intsony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34

Jereo Ezekiela 34:10 amin'ny teny manodidina.