Ezekiela 34:2 MG1865

2 Ry zanak'olona, maminania ny hamelezana ny mpiandry ny Isiraely, eny, maminania, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Lozan'ny mpiandry ondrin'ny Isiraely izay mamahan-tena! Moa tsy ny ondry va no tokony handrasan'ny mpiandry?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34

Jereo Ezekiela 34:2 amin'ny teny manodidina.