Ezekiela 34:21 MG1865

21 Satria ny tehezanareo sy ny sorokareo no entinareo manosika ny marary rehetra, ary ny tandrokareo no entinareo manoto azy mandra- pandronjinareo azy ho any ivelany;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34

Jereo Ezekiela 34:21 amin'ny teny manodidina.