Ezekiela 34:30 MG1865

30 ka dia ho fantany fa Izaho, Jehovah Andriamaniny, no momba azy, ary izy, taranak'Isiraely, no oloko, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34

Jereo Ezekiela 34:30 amin'ny teny manodidina.