Ezekiela 34:8 MG1865

8 Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, noho ny nahababoan'ny ondriko sy ny nahatongavan'ny ondriko ho rembin'ny bibi-dia rehetra, satria tsy nisy mpiandry azy, fa tsy nitady ny ondriko ny mpiandry, fa ny mamahan-tena kosa no ataony, ka tsy namahana ny ondriko,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34

Jereo Ezekiela 34:8 amin'ny teny manodidina.