Ezekiela 35:15 MG1865

15 Toy ny nifalianao ny amin'ny lovan'ny taranak'Isirady, satria nofoanana ireny, dia toy izany kosa no hataoko aminao: Ho foana ianao, ry tendrombohitra Seïra sy Edoma rehetra; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 35

Jereo Ezekiela 35:15 amin'ny teny manodidina.