Ezekiela 36:10 MG1865

10 Ary hahamaro ny olona eny aminareo Aho, dia ny taranak'Isiraely rehetra rehetra, ary honenana ny tanàna, ka haorina indray ny efa rava;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:10 amin'ny teny manodidina.