Ezekiela 36:12 MG1865

12 Eny, hampivoivoy olona eny aminareo Aho, dia ny Isiraely oloko; Dia hanana anareo izy ka hahalasa anareo ho lovany, ary tsy hahalany fara azy intsony ianareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:12 amin'ny teny manodidina.