Ezekiela 36:20 MG1865

20 Ary nony tonga tany amin'ny firenena izay nalehany izy, dia tonga fandotoana ny anarako masina tamin'ny nanaovan'ny olona azy hoe: Ireo no olon'i Jehovah, nefa niala tamin'ny tanin'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:20 amin'ny teny manodidina.