Ezekiela 36:23 MG1865

23 Ary hohamasiniko ny anarako lehibe izay efa nolotoinareo tany amin'ny jentilisa, ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, hoy Jehovah Tompo, rehefa miseho ho masina eo imasony Aho amin'ny ataoko aminareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:23 amin'ny teny manodidina.