Ezekiela 36:33 MG1865

33 Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Amin'ny andro hanadiovako anareo ho afaka amin'ny helokareo rehetra dia hametrahako mponina ao amin'ny tanana, ary haorina indray ny efa rava.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:33 amin'ny teny manodidina.