Ezekiela 36:36 MG1865

36 ka dia ho fantatry ny jentilisa sisa manodidina anareo fa Izaho Jehovah no manorina indray ny efa rava sy mamboly izay efa foana. Izaho Jehovah no niteny sady hahatanteraka izany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:36 amin'ny teny manodidina.