Ezekiela 36:5 MG1865

5 Eny, izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tamin'ny afon'ny  fahasaro-piaroko no nitenenako tokoa Namely ny firenena sisa sy Edoma rehetra, Izay nahalasa ny taniko ho fananany Tamin'ny hafalian'ny fony tokoa sy tamin'ny fanahy mamingavinga, mba hangoronany azy ho babo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:5 amin'ny teny manodidina.