Ezekiela 37:10 MG1865

10 Dia naminany araka izay efa nandidiany ahy aho, ka dia nidiran'ny fofonaina ireo ka velona, dia nijoro tamin'ny tongony izy maro be dia maro be tokoa.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:10 amin'ny teny manodidina.