Ezekiela 37:12 MG1865

12 Koa maminania, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, ry oloko, Izaho no hanokatra ny fasanareo, ary hampiakariko avy amin'ny fasanareo ianareo, ka ho entiko ho any amin'ny tanin'ny Isiraely;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:12 amin'ny teny manodidina.