Ezekiela 37:14 MG1865

14 Ary hataoko ao anatinareo ny Fanahiko, dia ho velona ianareo, ary hamponeniko any amin'ny taninareo ianareo; ka dia ho fantatrareo fa Izaho Jehovah no efa niteny sady nahatanteraka izany, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:14 amin'ny teny manodidina.