Ezekiela 37:2 MG1865

2 Ary nitondra ahy nandehandeha teny amin'ireo Izy; ary, indreo, betsaka dia betsaka teny amin'ny lohasaha ireo, ary, indreo, maina dia maina Ireo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:2 amin'ny teny manodidina.