Ezekiela 37:7 MG1865

7 Dia naminany aho araka izay efa nandidiana ahy, ary nony efa naminany aho. dia injany! nisy feo, ary, indreo, nihetsiketsika sady nifanatonatona ny taolana, samy nanatona ny taolana namany avy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:7 amin'ny teny manodidina.