Ezekiela 38:13 MG1865

13 Sheba sy Dedana ary ny mpandranton'i Tarsisy rehetra mbamin'ireo lionany tanora rehetra dia hanao aminao hoe: Tonga hamabo va ianao? Nangoninao handroba va ireto olonao betsaka ireto, hahalasa volafotsy sy volamena, handroba harena sy fananana ary hahazo babo betsaka?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 38

Jereo Ezekiela 38:13 amin'ny teny manodidina.