Ezekiela 38:22 MG1865

22 Ary hamaly azy amin'ny areti-mandringana sy ny rà sy ny ranon'orana manafotra ary ny havandra vaventy Aho; ary koa, handatsaka afo sy solifara aminy sy amin'ny miaramilany mbamin'ny firenena maro izay miaraka aminy Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 38

Jereo Ezekiela 38:22 amin'ny teny manodidina.