Ezekiela 38:6 MG1865

6 Gomera koa mbamin'ny miaramilany rehetra, ny taranak'i Togarma avy any amin'ny farany avaratra mbamin'ny miaramilany rehetra, dia firenena maro izay miaraka aminao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 38

Jereo Ezekiela 38:6 amin'ny teny manodidina.