Ezekiela 39:1 MG1865

1 Ary ianao, ry zanak'olona, dia maminania ny hamelezana an'i Goga, ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hamely anao Aho, ry Goga, mpanjakan'i Rosy sy Meseka ary Tobala.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:1 amin'ny teny manodidina.