Ezekiela 39:11 MG1865

11 Ary amin'izany andro izany dia homeko tany eo amin'ny Isiraely Goga hasiana fasana, dia ny lohasahan'ny mpandalo manolotra ny ranomasina, ka hisakana ny mpandalo izany; ary any no handevenany an'i Goga sy ny olony maro be rehetra; ary ny anarany hataony hoe Lohasahan'ireo olona maroben'i Goga.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:11 amin'ny teny manodidina.