Ezekiela 39:18 MG1865

18 Ny nofon'ny lehilahy mahery no hohaninareo, ary ny ran'ireo mpanjakan'ny tany no hosotroinareo, dia ondrilahy sy zanak'ondry sy osilahy ary vantotr'ombilahy, samy mifahy avy any Basana izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:18 amin'ny teny manodidina.