Ezekiela 39:9 MG1865

9 Ary hivoaka ny mponina ao amin'ny tanànan'ny Isiraely ka handrehitra sy hitaina ny fiadiana, dia ny ampinga lehibe, ny tsipìka sy ny zana-tsipìka, ny langilangy sy ny lefona, ary hitaina izany mandritra ny fito taona izy;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:9 amin'ny teny manodidina.