Ezekiela 4:13 MG1865

13 Ary hoy Jehovah: Toy izany no hihinanan'ny zanak'Isiraely ny mofony voaloto any amin'ny firenena izay handroahako azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 4

Jereo Ezekiela 4:13 amin'ny teny manodidina.