2 ary ataovy fahirano izy, ka manaova tilikambo hamelezana azy, ary manandrata tovon-tany manodidina azy; ary asio toby hamelezana azy, ary asio lohondry vy fandravana manodidina azy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 4
Jereo Ezekiela 4:2 amin'ny teny manodidina.