Ezekiela 4:9 MG1865

9 Ary mangalà vary tritika sy vary hordea sy tsaramaso sy voanemba sy ampemby sy spelta ianao, ary ataovy am-bilia iray ireo, ka anaovy mofo ho anao; araka ny isan'ny andro izay handrianao amin'ny ilanao, dia sivi-folo amby telon-jato andro, no hihinananao azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 4

Jereo Ezekiela 4:9 amin'ny teny manodidina.