Ezekiela 40:1 MG1865

1 Tamin'ny taona fahadimy amby roa-polo taorian'ny namaboana antsika, tamin'ny niandohan'ny taona, dia tamin'ny andro fahafolo tamin'ny volana, tamin'ny taona fahefatra ambin'ny folo taorian'ny namelezana ny tanàna, tamin'izany andro izany dia tamiko ny tànan'i Jehovah, ka nitondra ahy ho any Izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:1 amin'ny teny manodidina.