13 Dia norefesiny koa ny vavahady hatramin'ny tafon'ny trano fiambenana iray ka hatramin'ny tafon'ny iray koa, ka dimy amby roa-polo hakiho ny sakany, ary mifanatrika ny varavarana.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40
Jereo Ezekiela 40:13 amin'ny teny manodidina.