Ezekiela 40:22 MG1865

22 Ary ny varavarankeliny sy ny tohany an ny sarin'ny hazo rofia taminy dia nitovy ohatra tamin'ny ireo amin'ny vavahady atsinanana, ary nisy ambaratonga fito ho fiakarana ao; ary ny tohany dia tandrifin'ireo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:22 amin'ny teny manodidina.