24 Dia nentiny nianatsimo aho, ka, indro, nisy vavahady teo atsimo; ka norefesiny ny tongo-batony sy ny tohany, ka araka ireo ohatra ireo ihany koa.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40
Jereo Ezekiela 40:24 amin'ny teny manodidina.