Ezekiela 40:31 MG1865

31 Ary ny tohany dia nanatrika ny kianja ivelany; ary nisy sarin'ny hazo rofia teo amin'ny tongo-batony, ary nisy ambaratonga valo ho fiakarana ao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:31 amin'ny teny manodidina.