Ezekiela 40:40 MG1865

40 Ary teo anilany eo ivelany amin'ny fiakarana hiditra eo amin'ny vavahady avaratra dia nisy latabatra roa, ary teo anilany anankiray koa teo amin'ny lavarangan'ny vavahady, dia nisy latabatra roa koa.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:40 amin'ny teny manodidina.