Ezekiela 40:44 MG1865

44 Ary teo ivelan'ny vavahady anatiny, teo anilan'ny vavahady avaratra ka manatrika ny atsimo, dia nisy ireo efi-trano ho an'ny mpihira teo amin'ny kianja anatiny, ary nisy iray koa teo anilan'ny vavahady atsinanana ka nanatrika ny avaratra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:44 amin'ny teny manodidina.