Ezekiela 41:16 MG1865

16 ary ny tokonana sy ny varavarankely makarakara tsy mivoha ary ny lalan-tsara manodidina amin'izy telo (manandrify ny tokonana dia nopetahana hazo fisaka manodidina, ary hatramin'ny tany ka hatramin'ny varavarankely koa, ary voasarona ny varavarankely),

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:16 amin'ny teny manodidina.