Ezekiela 41:18 MG1865

18 Ary nisy sarin'ny kerobima sy ny hazo rofia natao, ka ny sarin'ny hazo rofia dia teo anelanelan'ny kerobima, ary ny kerobima dia samy nanana tarehy roa avy,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:18 amin'ny teny manodidina.