1 Dia nentiny nivoaka nianavaratra ho any amin'ny kianja ivelany aho, ary nampidiriny ho ao amin'ny efi-trano tandrifin'ny kianja voatokana sady tandrifin'ny trano eo amin'ny avaratra,
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 42
Jereo Ezekiela 42:1 amin'ny teny manodidina.