Ezekiela 42:20 MG1865

20 Norefesiny avokoa ny lafiny efatra. Nisy ampiantany manodidina, indiman-jaton'ny volotara ny lavany, ary indiman-jatony koa ny sakany, hampiavaka ny masina sy ny tsy masina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 42

Jereo Ezekiela 42:20 amin'ny teny manodidina.