17 Ary raha miditra any amin'ny vavahadin'ny kianja anatiny izy, dia hiakanjo rongony fotsy; fa tsy hisy volon'ondry eny aminy, raha manao fanompoam-pivavahana ao am-bavahadin'ny kianja anatiny sy ao anatiny izy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 44
Jereo Ezekiela 44:17 amin'ny teny manodidina.