2 Dia hoy Jehovah tamiko: Ity vavahady ity dia hirindrina ka tsy hovohana ary tsy hidiran'olona; fa efa nidiran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, io, ka izany no hirindrinany.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 44
Jereo Ezekiela 44:2 amin'ny teny manodidina.