Ezekiela 45:14 MG1865

14 ary ny didy ny amin'ny diloilo (ny diloilo iray bata) dia ampahafolon'ny bata isaky ny kora; fa ny homera dia misy bata folo, satria bata folo no homera iray.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:14 amin'ny teny manodidina.