2 Ary io dia hanalana efa-joro sotera ho tany masina, dimam-jato ny lavany, ary dimanjato koa ny sakany; ary ho dimam-polo hakiho ny tany manodidina azy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45
Jereo Ezekiela 45:2 amin'ny teny manodidina.